|
|
|
|

Entrée1  noana
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Mahatsiaro foana ny ao an-kibo ka reraka te hihinan-javatra aoka izany: Tsy nisakafo aho ka noana izaitsizy izany
Explications en anglais  4  [1.2] hungry
5  [1.7] hungry
deflated (of a tire)
Explications en français  6  [1.8] qui a faim, affamé
dégonflé (se dit des pneus)
Exemples  7  Ary indray andro sendra tsy nahazo haza, ka noana ny liona, ka hoy izy tamy ny alika: [2.293]
8  Nony efa maraina ny andro, dia nandre noana daholo izy; [2.324]
9  Iny aloha ny hani-masaka fa noana ianao. [2.470]
Dérivés 
10  Verbes passifs :
11  Noms :
12  Adjectifs :
Analogues  13  mosarena, lampana, reraka, mangebaka, tsy mahatsindry tsihy, refona, fotsy tsinay, vava takiky, rebaka, maivan-tsy zaka, mai-molotra, mifezafezaka, miempaempa, mifehy kibo, mitakiky vava, mitanatana vava, mitsako dilana, milelalela ny ambavafo, voan' ny aretimbilany
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  19  Proverbes contenant le mot noana

Anagrammes  20 

Mis à jour le 2025/01/21