Entrée (1/2) | 1 mangebaka |
Radical | 2 hebaka |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.10] foana ao anatiny, ka mipempo na mifetaka toy ny kibo noana na ny baolina fingotra tsy misy rivotra manabontsina azy 5 [1.1] Noana, reraka, foana ny ao anaty: Mangebaka izany ny kibo ka aoka aloha hisakafo |
Explications en anglais |
6 [1.2] ravenously hungry; used also of a bag that had been crammed full but is now partially empty. |
Explications en français |
7 [1.3] vide, avoir faim |
Entrée (2/2) | 8 mangebaka |
Partie du discours | 9 adjectif |
Explications en malgache |
10 [1.78] [Bezanozano]
loaka, lempona |
Mis à jour le 2024/12/26 |