Entrée | 1 reraka |
Partie du discours | 2 participe |
Explications en malgache |
3 [1.1] Tsy manan-kery intsony noho ny hanoanana na havizanana: Hateloana izay tsy nanendry honina aho ka reraka / Mafy loatra ny osa' nataony ka reraka izy Marary mafy: Efa reraka izy ka tsy avelan' ny dokotera iresahana intsony Maty: Tsy salama teny izy roa volana dia reraka Lany harena, sahirana izaitsizy: Reraka Rakoto hatramin' izay nahavoazan' ny rivo-doza ny famboleny izay Ketraka, kivy: Be loatra ny fahoriana nianjady taminy ka tsy mahagaga raha rerakaizy |
Explications en anglais |
4 [1.7] tired, exhausted |
Explications en français |
5 [1.3#527] Épuisé, affaibli, exténué par la fatigue, la faim, la maladie: Avy any lavitra izy ka reraka (Il vient de loin et il est épuisé de fatigue) ~ Tsy nihinana indroa andro izy ka reraka (Il n’a rien mangé depuis deux jours et il est exténué de faim) qui est gravement malade: Niangonan’ ny havany ny marary, fa reraka (Les parents se sont réunis auprès de lui, parce qu’il est gravement malade) mort: Narary telo volana izy dia reraka (Il est mort après trois mois maladie) trop lâche comme une corde, un habit. qui n’a plus de moyens d’existence, pauvre, ruiné: Reraka izy hatramin’ny nahalaniany ny hareny (Il n’a plus rien depuis qu’il a dépense sa fortune) découragé: Nozoin’ ny loza mafy ka reraka (De grands malheurs sont tombés sur lui et il est découragé) 6 [1.8] fatigué, épuisé |
Exemples |
7 Aza be ahiahy fa rera-doatra anie hianao [2.928] 8 Angaha mety reraka ny tany? [2.117] 9 Handeha izy, nefa tsy ho reraka [2.996] 10 Efa reraka koa moa, ka dia nahita tory teo. [2.4] 11 Farany, nahia kely sy reraka tanteraka izy. [2.472] 12 fa rerak' ity zava-nifandimby nihatra taminy [2.499#87] 13 Ny tenainy moa dia efa reraky ny tazo malagasy rahateo [2.649#181] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Anagrammes | 30 karera, rarake, reraka |
Mis à jour le 2024/08/12 |