|
|
|
|

Entrée1  faharerahana
Radical  2  reraka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3] épuisement, découragement, pauvreté
Exemples  6  Asa, Reniny, na noho ny asa, na noho ny faharerahana efa hoavy. [2.470]
7  Tao anatin'ny andro vitsivitsy dia toy ny sery sy faharerahana ihany ny aretina, nefa nony tapitra ny andro herinandro dia nandroso nihamafy. [2.324]

Mis à jour le 2024/12/11