Entrée | 1 mandreraka |
Radical | 2 reraka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mamizana mafy, izaitsizy: Mandreraka ny dia lavitra 5 Mahosa, mampahosa, mankalemy: Ny aretina no nandreraka azy 6 Manakivy: Aza mandrera-tena ambony ihany amin' ny fiheverana izay mety hanjo [1.1] |
Explications en anglais |
7 to make tired, to exhaust [1.7] |
Explications en français |
8 épuiser, affaiblir; abattre ses ailes, se dit des oiseaux ; fig. ruiner, décourager [1.3] 9 épuiser, affaiblir [1.8] |
Exemples |
10 - mandreraka koa izany mamboly amin' ny tany mora reraka izany! [2.117] 11 Ny manaintaina isan-karazany moa tsy maintsy atsahatra izany, fa na izany ihany aza dia efa mandreraka. [2.4] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 16 mandrarake, mandreraka |
Mis à jour le 2023/01/20 |