|
|
|
|

Entrée1  harerahana
Radical  2  reraka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1]
Explications en français  5  [1.3] épuisement, découragement, pauvreté
Exemples  6  Manao tsy dia salama loatra aho, hoy Rasoa nampiseho harerahana teny amin' ny endriny. [2.529]
7  Noho ny harerahana tamin' ny dia, noho ny Tranovola mbola eo am-pamitana azy tsy ho ela, dia miandry tononandro tsara isika. [2.528]

Mis à jour le 2024/12/11