Entrée tsy mahasehaka
Mots élémentaires tsy ; mahasehaka
Partie du discours locution
Explications en malgache Tsy mahaleo amin' ny ady, na mangina tsy mahateny nony mifamaly am-bava [1.1]
Exemples 
1Ny fitiavam-bola anefa raha tsy, impitony tsy mahasehaka mihitsy. [2.499]
2Sisan' ny nampiasaina tamin' ny Ady lehibe voalohany ireo, ka tsy ny fifandonana loatra tsy akory no nantenaina taminy, fa ny ho fanampitosika sy mpandrava tantara raha ohatrohatra ka tsy mahasehaka ny mpamely, ary ho mpiaro vodilaharana kosa raha voatery hihemotra ny tafika. [2.472]

Mis à jour le 2023/10/12