|
|
|
|

Entrée (1/3)1  osa
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny vehivavy.
Malemy, kely aina, saozanina, reraka, mihozohozo, mangozohozo
Explications en anglais  4  [1.7] feeble, weak; coward
Explications en français  5  [1.3] faible, sans courage, sans énergie, lâche, poltron
6  [1.8] faible, poltron
Exemples  7  Antitra sy osa ny raiko. [2.270#]
8  Aza ilaozanao aho fa efa osa, hoy koa i Neny. [2.643#]
Dérivés 
9  Verbes passifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot osa

Entrée (2/3)17  osa
Partie du discours  18  nom
Explications en malgache  19  [1.78] [Taisaka] zavamaniry eny amin'ny toerana misy vato, tsy avo fa iva faniry
Vocabulaire  20  Botanique: herbe

Entrée (3/3)21  Osa
Partie du discours  22  nom propre (biblique) [Liste complète]
Explications en anglais  23  [2.996] Uz
Explications en français  24  [2.996]
Exemples  25  Zanak'i Arama: osa, Hola, Getera, ary Mesa. [2.996]
Vocabulaire  26  Ecritures Saintes
Synonymes  27  oza, oza, oza
Article  28  Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Osa

Anagrammes  29 

Mis à jour le 2025/01/21