|
|
|
|

Entrée (1/2)1  asorotany
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  anaran' ny volana fahefatra, reni-vintana eo amin' ny zorony atsimo-atsinanana.
Ataon' ny mpanandro hoe farafara-akora koa ny anarany, nefa tsy fantatra mazava izay heviny amin' izany. [1.10]
4  [3.1]
5  Anaran' ny volana fahefatra amin' ny filaharan' ny volana malagasy merina, aorian' ny Adizaoza ary alohan' ny Alahasaty, ka ny toerana omena azy ao an-trano dia eo amin' ny zoron-trano atsimo atsinanana
6  Fanandroana: Vavany: raha tsy maty kely dia tratra antitra, omena olon-kafa havana fa andro mahery, tsy tezain-dray aman-dreny; vontony: tratra antitra; vodiny: tsara, manan-karena, raha tsy maty kely dia tratra antitra [1.1]
Explications en anglais  7  the name of the fourth month of the Malagasy year. [Ar. As-saratanu - Cancer.] [1.2]
Exemples  8  koa dia nody Antananarivo tamy ny andro Alakamisy 14 asorotany 1864. [2.59]
Vocabulaire  9  Temps
10  Religions, Croyances
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes  31  Proverbes contenant le mot asorotany
Tableaux et planches  32  Mesure du temps

Entrée (2/2)33  asorotany
Partie du discours  34  nom
Explications en malgache  35  zana-pehintany avaratry ny fehibe [1.13]
Explications en français  36  tropique du Cancer [1.13]
Vocabulaire  37  Géographie: (en général)
Illustrations 
38 

Mis à jour le 2024/10/30