|
|
|
|

Entrée1  mizana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Fitaovana enti-mandanja zavatra, izay misy ny lela-mizana, ny vovona-mizana ary ny fitsara-mizana na lahi-mizana. (Lela-mizana: Ireo zavatra fisaka anankiroa ametrahana ny zavatra lanjaina an-kilany ary ny vato fandanjana an-daniny; vovona-mizana: ilay vy lavalava ipetrahan' ny lela-mizana; ny lahi-mizana na fitsara-mizana: ilay vy kely mitsangana, toy ny fanjaibe, eo afovoan' ny mizana ahalalana ny fahamarinan' ny lanja)
Explications en anglais  4  [1.7] a scale for weighting
Explications en français  5  [1.3, 1.8] balance
6  [1.3] figuré: les magistrats, les juges
Vocabulaire  7  Outils
Mots composés 
Proverbes  20  Proverbes contenant le mot mizana

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21