|
|
|
|

Entrée (1/2)1  vatravatra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fahatongavana rodobe amin-kery
4  Filatsahana havandra na orana vaventy sady mahery fiavy [1.1]
Explications en anglais  5  a shower, large drops of rain [1.2]
6  downpour of rain [1.7]
Explications en français  7  action d'arrivée avec violence; grosse pluie [1.8]
Vocabulaire  8  Météorologie
Dérivés 
9  Verbes actifs :
10  Verbes passifs :
11  Verbes relatifs :
12  Noms :
13  Adjectifs :
Mots composés 

Entrée (2/2)15  vatravatra
Partie du discours  16  nom
Explications en malgache  17  volana voalohany amin'ny taona (Janoary) [Taisaka] [1.78]
18  volana faha-12 amin'ny taona, jonjo [Bara] [1.78]
19  volana faharoa amin'ny taona [Bezanozano] [1.78]
20  anaram-bolana faha-11 amin'ny taona [Sihanaka] [1.78]
21  volana voalohany amin'ny taona [Tanosy] [1.78]
Explications en anglais  22  the ancient and provincial name of one of the months [Provincial] [1.2]
Exemples  23  ny vatravatra dia ho Adijady ny Asotry dia ho Adalo; [2.113#]
Vocabulaire  24  Temps
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2024/10/30