|
|
|
|

Entrée1  tongotra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra
4  Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana [1.1]
Explications en anglais  5  a foot, a leg [1.7]
Explications en français  6  pied, jambe, patte [1.3, 1.8]
Exemples  7  Tsy tongotro mandia alanana
Tsy tanako mandray joria
[2.246]
8  Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471]
9  Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472]
Vocabulaire  10  Biologie
Morphologie 
11  Simple :
Dérivés 
12  Verbes actifs :
13  Verbes passifs :
14  Verbes relatifs :
15  Noms :
16  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Hyponymes 
Holonyme 
Méronymes 
Co-méronymes 
Proverbes  42  Proverbes contenant le mot tongotra
Article  43  Randzavola: tongotra ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2024/10/30