Entrée | 1 tongotra aman-tanana |
Mots élémentaires | 2 tongotra, amana, tanana |
Partie du discours | 3 locution |
Exemples |
4 Ka dia mibaboka tongotra aman-tanana ianao. [2.299#129] 5 |Nofatoran'ny olona ny tongotra aman-tanany.] 6 ary aiza izay mba tongotra aman-tanan' itena? [2.69#195] 7 Efa bory lanin' ny voay ny tongotra aman-tanany. [2.499#113] |
Mots composés |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot tongotra aman-tanana |
Mis à jour le 2024/12/19 |