Index |
|
|
|
Proverbes : tongotraamantanana
|
|
|
Proverbe 1 | Aza kilonga mahay lapa: mivoaka, manao halalaka; miditra, manao tsy ho tery. [2.653 #391, 2.415]
Aza kilonga mahay lapa : mivoaka, manao halalaka, miditra, manao tsy ho tery tongotra aman-tanana. [2.558]
|
Traduction française | Ne soyez pas comme les jeunes familiers du palais : quand ils sortent ils veulent être au large et quand ils rentrent ils ne veulent pas être à l' étroit. [2.415 #1557]
|
Interprétation française | Ce proverbe se disait de la fierté de ces jeunes gens. [2.415 #1557]
|
|
|
Proverbe 2 | Aza lalin-kevitra toy ny tsiboboka : lany ny androa-tokon-tsaina vao hary tongotra aman-tanana. [2.558]
Aza lalin-kevitra, toy ny tsiboboka : lany ny an-droatokon-tsaina vao maniry tongotra. [2.653 #392]
|
|
|
Index |
|
|