Entrée (1/2) | 1 saina |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fitaovan' ny fanahy ahafahany mahazo, mahalala: Tsy manan-tsaina ny biby ka tsy mahazo izay lazaina aminy ~ Marani-tsaina ity zaza ity 4 Eritreritra: Tsy tonga tao an-tsaiko izany 5 Fitsarana zavatra: Tery saina ianao izany [1.1] |
Explications en anglais |
6 the mind, the intellect [1.7] |
Explications en français |
7 l'esprit, l'intelligence [1.8] |
Exemples |
8 Dia nivady nifanara-draharaha tsara Andrianarisaina sy Rafotsiarifanahy, fa nitovy saina. [2.293] 9 Mahazo vahana ihany koa na hafetsifetsenna isan-karazany ampiasainy saina sy hevitra matsilo. [2.470] 10 Nisy zavatra nisakana ny sainy tsy hanoratra; [2.324] 11 Ny hafaliam-po anaty ihany no mameno ny sainy [2.470] |
Vocabulaire |
12 Philosophie |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Titres |
|
Proverbes | 45 Proverbes contenant le mot saina |
Entrée (2/2) | 46 saina |
Partie du discours | 47 nom |
Explications en malgache |
48 Tapadamba misy tahony na hazony, izay natao fanevan' ny tafika tany am-boalohany, ary tonga famantarana ny firenena tatý aoriana amin' ny lokony samy manana ny azy: Ny saina malagasy dia fotsy, mena, maitso. [1.1] |
Explications en anglais |
49 an ensign, a flag, a banner [1.7] |
Explications en français |
50 drapeau, bannière [1.8] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Article |
55 Randzavola: saina ao amin' ny Baiboly (=> faneva) |
Anagrammes | 56 asina, isana, saina |
Mis à jour le 2023/08/11 |