Entrée | 1 kolontsaina |
Mots élémentaires | 2 kolo, saina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.13] fitambaran'ireo fomba sy filamatra entina hanabeazana ka zary fomba fisainana raikitra 5 [1.62#625] fitambaran' ny fomba amam-panao vokatry ny fandinihana sy fisainana ka iraisana sy ifampitaizana ary ifandovana ao amin' ny fiarahamonina: Azo amaritana fiarahamonina iray ny kolontsaina miaina sy iainany fitambaran' ny fahaizana amam-pahalalana vokatry ny fikatsaham-pivoarana sy fandrosoana |
Explications en français |
6 [1.13] culture |
Exemples |
7 Dia izay no nisarahan' ireto kolontsaina roa ireto. [2.445#85] 8 ny fandaminana na ny fampandehanana ny sehatrasa samihafa misahana lalàna, toekarena, sosialy ary kolontsaina; [1.320] 9 Vokatry ny fisedrana amin' ny raharaham-pifidianana sy kolontsaina amin' ny rafitra demokratika izay manaiky ny faharesena sy miarahaba ny mpandresy izany. [4.27] 10 Tantaraina ny angano, hoy ny mpanoratra, fa sady vakoka io no kolontsaina, sady fanabeazana mampitia vaky-boky izay tsy ferana ho bokin'angano fotsiny tsy akory. [2.528] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/07 |