Entrée | 1 izay tsy milalao sain-kanina |
Mots élémentaires | 2 izay, tsy, milalao, saina, hanina |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 amin' ny hariva no filalaovan' ny ankizy taloha, ka raha tsy mivoaka eo ilay ankizy fa miandry ny sakafo ho masaka, dia lazain' ny namany fa efa any amin' ny sakafo ny sainy [1.1] |
Mis à jour le 2023/05/20 |