|
|
|
|

Entrée1  fanjanahan-tsaina
Mots élémentaires  2  fanjanahana, saina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin' izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy
Explications en français  5  [1.13] impérialisme culturel
Exemples  6  Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina. [2.503#]
Vocabulaire  7  Politique

Mis à jour le 2023/10/12