Entrée | 1 fanjanahana |
Radical | 2 zanaka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fananganana ho zanaka Fakana na fisamborana vola misy zanany, fananàna. |
Explications en français |
5 [1.3] l'action d'adopter ou de reconnaître un enfant, de prendre à intérêt, le temps, la cause |
Exemples |
6 Anisan'ny firenena mpanao fanjakana ny Malagasy, ary izany indrindra aza angamba no nahamora ny fanjanahana azy. [2.503#] 7 fampifandraisana ireny harivolana ireny amin'ny toe-tany sy ny tantara ary ny fiharian-karena omban'ny fifampifehezana, na teo amin'ny Ntaolo, na tamin'ny andron'ny fanjanahana merina narahin'ny fanjanahana frantsay. [2.606#] |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |