|
|
|
|

Entrée1  be saina
Mots élémentaires  2  be, saina
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] enti-milaza olona lalim-pandinika, ampy fiheverana, tsy atoro amin' izay fialana olana, fa hendry sy be hevitra
(hevitra maneso): enti-milaza olona mihevitra ny tenany ho mahay noho ny hafa ka tsy milefitra ary manao ny sasany ho tsinontsinona, manao azy ho manan-tsaina
Explications en anglais  5  [1.2] very wise; very cunning.

Mis à jour le 2024/12/07