Entrée | 1 didiana |
Radical | 2 didy |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tetehina na tapahina na silahina na hetezana: Didio io hena io dia atokony /Nodididian' iza itỳ akanjonao itỳ? Ampanaovina, asaina atao: Efa nodidian' ny Fanjakana izany Omena didy, omena baiko: Didiako ianao hivoaka ny trano |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be cut, to be ordered 6 [1.7] to be cut to be commanded |
Explications en français |
7 [1.8] qu'on coupe à qui on commande |
Exemples |
8 Ny ila sofiny didiana hisy ra mijananàka. [2.1022#] 9 fa izany fampodianao ny vadiko izany, matavy ka tsy azo didiana. [2.69#] |
Morphologie |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot didiana |
Anagrammes | 15 |
Mis à jour le 2025/01/21 |