Entrée (1/4) | 1 didy |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao |
Explications en anglais |
4 [1.2, 1.7] a cut a command 5 [1.2] an order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces |
Explications en français |
6 [1.8] coupe, incision commandement |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Titres | 41 Lalana velona didy nangonina momba ny kadasitra malagasy (Fanjakana Malagasy) |
Proverbes | 42 Proverbes contenant le mot didy |
Entrée (2/4) | 43 didy |
Partie du discours | 44 nom |
Explications en malgache |
45 [1.1] Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina |
Vocabulaire |
46 Santé |
Entrée (3/4) | 47 didy |
Partie du discours | 48 adjectif |
Explications en malgache |
49 [1.78] [Tanosy]
mamo |
Dérivés |
|
Entrée (4/4) | 51 Didy |
Mots élémentaires | 52 didy |
Partie du discours | 53 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
Vocabulaire |
54 Géographie: agglomérations |
Anagrammes | 55 |
Mis à jour le 2025/01/21 |