|
|
|
|

Entrée (1/3)1  adidy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Zavatra tsy maintsy atao takin' ny raharaha iandraiketana, ny toerana misy ny tena na ny fifandraisana amin' ny hafa: Adidin' ny mpitondra ny mifehy tsara ny firenena sy manao izay hampanan-karena ny tany./ Tsarovy fa adidinao manankanaovana ny manampy ireo fadiranovana
henatra, andraikitra
Tsiny, soketa: Manana adidy ianao raha manao izany
Zavatra ekena hatao mba ho fanasoavana ny hafa: Ny adidy tsy an' olon-dratsy.
4  [1.13] zavatra tokony hotanterahina ka ananan-tsiny ny tsy fahavitana azy
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] responsibility; blame, censure
6  [1.2] something for which one is held responsible. See andraikitra
Explications en français  7  [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] devoir
8  [1.3, 1.8, 1.5] responsabilité
9  [1.3, 1.8] blâme, censure
Exemples  10  adidinao ny mifehy tsara ny fianakavianao (Votre devoir est de bien gouverner votre famille) [1.3]
11  adidinao ny ahatongavan' ireo mpiasa ireo (Vous êtes responsable de l'arrivée de ces ouvriers) [1.3]
12  Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470]
Vocabulaire  13  Philosophie
Morphologie 
14  Simple :
Dérivés 
15  Verbes actifs :
16  Verbes passifs :
17  Verbes relatifs :
18  Noms :
Synonymes  19  fondro, soketa, tsiny
Mots composés 
Titres  29  Adidy miafina (Rapatsalahy Paul)
30  Adidy nandresy fitiavana Tritriva (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
Proverbes  31  Proverbes contenant le mot adidy

Entrée (2/3)32  adidy
Radical  33  didy
Partie du discours  34  verbe passif
Explications en malgache  35  [1.1] Entina mandidy, ampiasaina handidiana: Aza dia ny vohon'antsy re no adidy itỳ voasary e!
Explications en anglais  36  [1.2#114] used of that with which anything is cut
Explications en français  37  [1.3] avec quoi on coupe, on découpe: Io antsy io no adidinao ny vorontsiloza (C'est avec ce couteau que vous devez découper le dindon)
Morphologie 
38  Présent :
39  Passé :
40  Futur :
41  Impératif :
Proverbes  42  Proverbes contenant le mot adidy

Entrée (3/3)43  adidy
Partie du discours  44  nom
Explications en malgache  45  [1.78] [Taisaka] fanambarana fa tanin'olona, kalo

Anagrammes  46  adidi, adidy, didia

Mis à jour le 2024/01/26