|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manadidy
Radical  2  adidy
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manome tsiny, maniny: Tsy afaka hanadidy ahy ianao satria tsy nahalala velively izany aho
5  [1.78] [Sihanaka] [mañadidy] manome tsiny
Explications en anglais  6  [1.2] To blame, to censure, to criminate, to attach the blame arising from responsibility. In the provinces ady is used for adidy.
Explications en français  7  [1.3] Blâmer, censurer: Aza manadidy olona foana (Ne blâmez pas les gens sans motif)
Exemples  8  ary nony manasa an-dRakotofotsy aho, manadidy Rakotomainty. [2.69#]
9  Fetsy ny olombelona ka manadidy ny tononandro sy ny razana kanefa izy indrindra no tena tompon'antoka. [2.639#]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Entrée (2/2)14  mañadidy
Partie du discours  15  verbe actif
Explications en malgache  16  [1.78] [Taisaka] misakana, mandrara
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :

Anagrammes  21 

Mis à jour le 2025/01/21