| Entrée (1/2) | 1 mandrara |
| Radical | 2 rara |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Manakana, tsy mamela: Nandrara ny marary tsy hihinan-tsira ny dokotera
[1.1] |
| Explications en anglais |
9 to forbid
[1.7] |
| Explications en français |
10 défendre, interdire
[1.8] |
| Exemples |
11 Izaho koa moa ve mandrara anao amin'izany, hoy ity mpitaiza azy.
[2.895#]
12 Fa mandrara ahy amin'izay sitrapoko, fa izany no mitady izay tsy hampanjaka ahy. [2.298#] 13 Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. [2.324] |
| Entrée (2/2) | 14 mandrarà |
| Radical | 15 rara |
| Partie du discours | 16 impératif du verbe actif mandrara [Liste complète] |
| Explications en malgache |
[1.1] |
| Anagrammes | mandrara, mandrarà, 17 marandrà |
| Mis à jour le 2026/08/18 |
|