Entrée (1/2) | 1 misakana |
Radical | 2 sakana |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Manisy fefy, vala: Misakana ny filibana ny fivavahana 5 Mandrara: Nisakana azy tsy hanao izany herisetra izany araka izay azoko natao aho 6 Mampijanona: Misakana olona mandositra ~ Nisakana fiarakodia aho fa tsy nisy nety nandray 7 Manao izay tsy hahatanteraka: Ny lehiben' ny tanàna no nisakana izany zavatra tsy andrariny izany 8 Tsy mamela hivarotra (lova): Nisakana ny tanimbarinay etsy Andohatapenaka izy [1.1] |
Explications en anglais |
9 to hinder, to impede [1.7] |
Explications en français |
10 empêcher, faire obstacle [1.8] |
Exemples |
11 - Ka inona moa no misakana an' ise tsy hanao izany? [2.471] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot misakana |
Entrée (2/2) | 18 misakàna |
Radical | 19 sakana |
Partie du discours | 20 impératif du verbe actif misakana |
Explications en malgache |
21 [1.1] |
Explications en français |
22 [1.3] |
Tableaux et planches |
23 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 24 kamasina, mañisaka, misakana, misakàna, misanaka, kamasina, mañisaka, misakana, misakàna, misanaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |