Entrée (1/2) | 1 sakana |
Partie du discours | 2 nom |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
8 Fefy, gadra: Tokony hasiana sakana eto tsy hidiran' ny alika 9 Sampona, tambana: Ho tonga aho rahampitso raha tsy misy sakana. [1.1] |
Explications en anglais |
10 something placed crosswise, a barrier [1.7] |
Explications en français |
11 ce qu'on met de travers, barrière [1.8] |
Exemples |
12 Mametraka sakana maro ny finoana; [2.445#] 13 Ny trano kotona dia avo loka, be sakana, lava tandroka. [1.437#] 14 Faohiny daholo izay sakana mety hanembantsembana ny fahafoizan-tena sy ny fahazoana tsara ny hafa. [1.369#] |
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot sakana |
Entrée (2/2) | 18 sakana |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache |
20 tataom-baravarana [Tanosy]
[1.78] |
Anagrammes | 21 ankasa, sakana, sanàka |
Mis à jour le 2023/09/04 |