|
|
|
|

Entrée 1  voasakana
Radical  2 sakana
Partie du discours  3  participe passé
Morphologie 
4  Passé :
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  5 qu'on a arrêté, empêché, à quoi on met un obstacle, une seconde partie [1.3]
Exemples  6  Tsy voasakana intsony anefa ireo tapaka hevitra fa tokony ho vonoina Radama. [2.508#528]
7  Fa raha tsy voasakana ity fivavaham-bazaha ity, lasan'ny Englisy mihitsy ny tany. [2.298#75]

Mis à jour le 2026/04/20