Entrée | 1 sakanana |
Radical | 2 sakana |
Partie du discours | 3 verbe passif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fefena: Nosakanan' ny tompony vato be ny fidirana ao anaty sahany Tohanana tsy avela handeha, tsy avela hiditra: Nosakanan' ny polisy tsy hiditra ny ankizy latsaky ny telo ambin' ny folo taona Rarana: Nosakanan-drainy ny fanambadian' i Soa ka tsy raikitra Tohanana, atao izay tsy haharaikitra: Nosakanan' i zoky ilay tranonay eny Ambohimanarina saika hamidy Ajanona: Nosakanany teny an-dalana aho mba hilazany izany vaovao izany |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 10 Proverbes contenant le mot sakanana |
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |