|
|
|
|

Entrée 1  sakantsakana
Radical  2 sakana
Partie du discours  3  nom
Dérivés 
Verbes actifs :
Noms :
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  6 duplicatif fréquentatif [1.3]
Exemples  7  Ny herisetra no fomba navaly ny sakantsakana, ny fahasahiranana isan-karazany sy isan' andro. [1.369#]
8  Teo ny trondro sy ny voay vao niaina, Vita ny sakantsakana tambalana, Tsaroany ho nisy hidy novohaina, Na rano na izy samy mora lalana. [2.576#]

Mis à jour le 2026/04/20