Entrée | 1 miadidy |
Radical | 2 adidy |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandray ho andraikitra, tompon' andraikitra amin' ny...: Iza no miadidy ny fanaovana ity lalana itỳ? Mifehy, mitondra: Rakoto no miadidy io tranom-barotra lehibe io |
Explications en anglais |
5 [1.2] To be responsible for; to undertake a contract involving personal responsibility, so as to be liable to censure in case of failure. 6 [1.7] to be responsible for, to be in charge of |
Explications en français |
7 [1.3] Être responsable, être chargé de, diriger, gérer: Izy no miadidy ny fanaovana io làlana io (Il est chargé de faire faire cette route) ~ Miadidy ny trano fanaovam-printy izy (Il dirige l'imprimerie) 8 [1.8] être responsable de, diriger, gérer |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |