|
|
|
|

Entrée1  fandidiana
Radical  2  didy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fanapahana: Inty ny antsy fandidiana mofo
Fandrasana: Fandidian-kena
Fanetezana lamba ho akanjo: Mila fahatzana ny fandidiana akanjo
Fandrasana nofo na fanapahana taova ao amin' ny tenan' ny olombelona mba hapalana aretina: Natao omaly ny fandidiana an-dRakoto
Fifehezana, fanapahana: Rabe no tompon' ny fandidiana eto amin' ny faritany
Fandaharana: Nantsoiny ny zanany fa hanao ny fandidiana ny fananany izy
5  [1.78] [Bezanozano] antsy
Explications en anglais  6  [1.7] cutting; surgery;
the act of commanding
Explications en français  7  [1.8] action de couper; chirurgie
commandement
8  [1.13] découpage; chirurgie
Exemples  9  Jona no fotoana fandidiana vary. [2.442#]
10  Indraindray dia ilaina ny fandidiana. [2.424#329]
11  Ianao ihany no tompon' ny fandidiana ao amin' ny taninao. [2.508#]
Analogues  12  fanapahana
Citations  13  Textes citant fandidiana

Anagrammes  14 

Mis à jour le 2025/01/21