Entrée (1/4) | 1 mamo |
Radical | 2 hamo |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy 5 Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra [1.1] |
Explications en anglais |
6 drunk; disgusted; tired out [1.7] |
Explications en français |
7 ivre; dégoûté; épuisé [1.8] |
Dérivés |
|
Analogues | 14 Mienjika, varivariny, jaonjaona, tafiditra, didy, mitadidy, mivembena, doroka, mandraingiraingy, jobo, birika, leon-toaka, trabo, mena maso, mandrefy lalana, manao tari-damba, mirediredy, very saina, mamo maty, mamo be ohatra ny omby |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Proverbes | 18 Proverbes contenant le mot mamo |
Entrée (2/4) | 19 mamo |
Partie du discours | 20 adjectif |
Explications en malgache |
21 sorena [Taisaka]
[1.78] |
Entrée (3/4) | 22 mamo |
Partie du discours | 23 nom |
Explications en malgache |
24 moka [Taisaka]
[1.78] |
Vocabulaire |
25 Zoologie: invertébrés |
Entrée (4/4) | 26 Mamo |
Partie du discours | 27 nom propre (ethnonyme) |
Vocabulaire |
28 Histoire: clans, tribus |
Mots composés |
|
Anagrammes | 30 Mamo, mamo, Mamo, mamo |
Mis à jour le 2023/10/19 |