|
|
|
|

Entrée (1/4)1  mamoy
Radical  2  mamo
Partie du discours  3  impératif du verbe actif mamoina [Liste complète]

Entrée (2/4)4  mamoy
Radical  5  foy
Partie du discours  6  verbe actif
Explications en malgache  7  mihataka, miala [Taisaka] [1.78]
8  Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony: Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany ~ Ny harivan' ny andro voalohany amin' ny Fandroana ny Malagasy no mamoy [1.1]
Explications en anglais  9  to forsake, to desert. [1.2]
10  to give up
11  to lose by death [1.7]
Explications en français  12  renoncer [1.3#180, 1.8]
13  Abandonner, céder à, donner [1.3#180]
14  perdre quelqu'un par la mort [1.8]
Exemples  15  Mafy anie a Rangahy, ny mamoy tsisy takalony ahay. [2.245#68]
16  Aleo maty toy izay manompo Vazaha sy mamoy ny fomban-drazana. [2.588#]
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  24  Proverbes contenant le mot mamoy

Entrée (3/4)25  mamoy
Radical  26  foy
Partie du discours  27  verbe actif
Explications en malgache  28  Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny [1.1]
Explications en anglais  29  to suppurate [1.2]
Vocabulaire  30  Santé
Morphologie 
31  Présent :
32  Passé :
33  Futur :
34  Impératif :

Entrée (4/4)35  mamoy
Radical  36  foy
Partie du discours  37  verbe actif
Explications en malgache  38  Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao) [1.1]

Anagrammes  39  Imamo, mamoi, mamoy, mioma

Mis à jour le 2023/08/26