|
|
|
|

Entrée1  mihataka
Radical  2  hataka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1#680] Tsy mifanakaiky, mifanalavitra: Mihataka ny tolanan' ity varavarana ity
Misaraka, mitokantokana tsy miaraka amin' ny hafa: Tsy tokony hihataka amin' ny valalabemandry ny avara-pianarana
Manalavidavitra, mikisaka, mitanila: Mihataha kely handehanan' ny manam-pahefana
Explications en anglais  5  [1.2] to separate, to go apart from , to stand aside or aloof from.
6  [1.7] to separate oneself; to draw apart, to stand aloof
Explications en français  7  [1.8] se séparer, se retirer des autres; se disjoindre
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12 

Mis à jour le 2025/01/21