|
|
|
|

Entrée 1  mivembena
Radical  2 vembena
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mirondrona, tsy mandeha mahitsy tsara fa mitongilangilana atsy mivezina aroa, ohatra ny olona mamo; miraika sy mitongilangilana miankavia miankavanana eny am-pandehanana: Jereo ange ity mamo mivembena eran' ny arabe
8 Misalasala, miroahana: Tsy hitako be ihany izay hataoko, mivembena aho [1.1]
9 tsy mandeha mahitsy tsara fa mirondrona [1.13]
Explications en anglais  10 to reel, to stagger [1.7]
Explications en français  11 tituber [1.8]
12 se balancer; tituber [1.13]
Exemples  13  mivembena azon' ny toaka izy [2.996]
Proverbes  14  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2026/04/21