|
|
|
|

Entrée1  kilonga
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  ankizy dia tsy zazakely nefa koa tsy mbola zatovo. Ny ankizilahy dia atao hoe kilongalahy ary ny vavy dia kilongavavy. Misy fitenenana betsileo hoe : "Kilonga milanon-draibe, ko dia ampitso no ampitso"; izany hoe manisa andro (tsidrian-taona) fa manantena zavatra avy amin' ny lanonambe hatao [1.10]
4  Zaza [Betsileo] [1.1]
5  Ankizy efa tsy zazakely loatra intsony, nefa tsy mbola zatovo koa [1.1]
Explications en anglais  6  adolescents, often in a derogatory sense [1.7]
Explications en français  7  Un garçon encore jeune, un adolescent par rapport à un homme Agé. [1.3#331]
8  les jeunes (souvent péjoratif) [1.8]
9  marmaille [3.1]
Exemples  10  Namonjy fodiana ny kilonga tany an' ala. [2.5]
11  Ny kilonga madinika kosa indray nitanaka nahita ahy vaventy lava. [2.643]
12  Matavy ny tsilon-draketra, mamony ho voa fihinan' ny kilonga anatin' ny fotoana fohy. [2.470]
Autres orthographes  13  kilongo, kironga, kolonga
Mots composés 
Proverbes  16  Proverbes contenant le mot kilonga

Anagrammes  17  kilango, kilonga

Mis à jour le 2024/02/27