|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tena
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.78] [Taisaka] vatana
4  [1.1] Ilazana ny olona raha miteny momba azy ihany na manao asa ho azy ihany izy: Mihevi-tena ho tapi-pahaizana Rangahy io ~ Namono tena, hono, Rabe ~ Tsy naniraka olona izy fa ny tenany mihitsy no tonga
Ny vatana: Mararirary be ihany ny tenako rehetra
Ny maha-izy ny zavatra iray; ny votoatin-javatra iray: Azo sarahina roa ny tenan' ny rano
Explications en anglais  5  [1.7] the self; the very thing; the body
Explications en français  6  [1.8] soi-même; le corps; la chose même
Morphologie 
7  Simple :
Dérivés 
8  Verbes actifs :
9  Noms :
Mots composés 
Proverbes  100  Proverbes contenant le mot tena

Entrée (2/2)101  tena
Partie du discours  102  adjectif
Explications en malgache  103  [1.1] Tokoa, marina, mihitsy: Tena volamena ity fa tsy ankosotra akory
Mots composés 

Anagrammes  105 

Mis à jour le 2025/01/21