Entrée | 1 mahary |
Radical | 2 ary |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en anglais |
4 to create; to beget [1.7] |
Explications en français |
5 qui crée, qui fait exister, Créateur. Andriamanitra no nahary ny lanitra sy ny tany (C'est Dieu qui a créé le ciel et la terre) ~ Isika no ary, Andriamanitra no nahary (Nous existons parce que Dieu nous a créés) ~ Andriamanitra nahary togontra aman-tanana antsika (C'est Dieu qui nous a créés) [1.3#61] 6 créer; engendrer [1.8] |
Exemples |
7 fiainana mikorontam-belona ary mahary asa fa mifamono. [2.285] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot mahary |
Anagrammes | 15 arahim, hamari, hamary, hamira, haraim, haramy, hariam, hiaram, iharam, mahary, mahira, mariha, mihara |
Mis à jour le 2023/06/14 |