|
|
|
|

Entrée (1/3)1  tanana (tana)
Partie du discours  2  participe
Explications en malgache  3  Gejaina amin' ny tanana, tazonina, fihinina: Tano tsara ny tady sao mianjera ianao
4  Hazonina, tsy avala ho very, ho lasa: Tano ny azo fa sarotra ny mita
5  Hazonina, tsy avala hivoaka: Notanany tao aminy ny zanany roa
6  Tehirizina; tsaroana: Notanany tao am-pony ireo teny ireo [1.1]
Explications en anglais  7  to be seized, to be held, to be grappled; to be charged [1.2]
Explications en français  8  qu'on tient, qu'on retient, qu'on arrête, qu'on saisit, qu'on garde [1.3#664]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  15  Proverbes contenant le mot tanana

Entrée (2/3)16  tanana
Partie du discours  17  nom
Vocabulaire  18  Biologie
19  Zoologie: (en général)
Explications en malgache  20  Rantsam-batana hatreo amin' ny hatotanana ka hatramin' ny rantsantanana, ary ampiasaina handray sy hikasika ary hitana zavatra: Manasà tanana alohan' ny hisakafo. [1.1]
21  les pattes de devant chez les animaux (les mains chez l'Homme et les Lémuriens)
22  Pour les plantes, désigne la base des pétioles des frondes de Fougères ; la base des tiges d'ignames, etc. [1.1]
Explications en anglais  23  the hand
24  the forelegs of quadrupeds [1.7]
Explications en français  25  la main, les mains [1.3, 1.8]
26  les pattes de devant chez les quadrupèdes [1.3, 1.8]
27  les manches des habits, etc. [1.3]
28  main, manche, rayon [1.5]
29  main [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  30  Raha sahy ialahy, tehafo ny tanako [2.472]
31  Noraisiko ilay bodofotsy tsara tarehy teo akaikiko, dia nanaraka ny tanako ny sombiny voaraiko [2.471]
32  Any ampaosinao ny tanany vatany vao variana kely foana ianao [2.470]
Morphologie 
33  Simple :
Mots composés 
Zoonymes 
Phytonymes 
Toponymes 
Holonyme 
Méronymes 
Proverbes  72  Proverbes contenant le mot tanana
Article  73  Randzavola: tanana ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
74 

Entrée (3/3)75  tana
Partie du discours  76  nom
Vocabulaire  77  Géographie: (en général)
Explications en malgache  78  Vohitra lehibe misy arabe migodana sy trano lehibe voalahadahatra ara-pomba mahafinaritra ny maso ary kianja malalaka isan-karazany: Mipetraka any antanàna izy fa tsy etý ambanivohitra. [1.1]
Explications en anglais  79  a town, a city (written with the accent) [1.7]
Explications en français  80  ville, village (s'écrit toujours avec l'accent) [1.8]
81  ville, village [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Exemples  82  eny fa mahalala rariny tokoa izato hianao / ry Ifiadanana / ka sanatria tokoa raha hafoiko ny tanànanay. [2.131]
83  nefa ny firefodrefotry ny basy ao an-tanànan' Antsirabe mbola tsy mijanona. [2.324]
Morphologie 
84  Simple :
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes  94  Proverbes contenant le mot tanàna
Article  95  Randzavola: tanàna sy vohitra ao amin' ny Baiboly
Illustrations 
96 

Anagrammes  97  tanana, tanàna, tanana, tanàna

Mis à jour le 2024/06/18