|
|
|
|

Entrée1  lamosina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin' ny tratra sy ny kibo: Misy marary ato amin' ny lamosiko ato
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] the back
5  [1.2] [Mal. lamusir, the flesh of an animal's back]
Explications en français  6  [1.3#382, 1.8] le dos
Exemples  7  Io no manosika antsika hanome lamosina na hiampanga azy. [1.369]
8  dia manampy amin'ny fanamaivanana ny fanaintainanan'ny lamosina. [2.424]
9  ary ny lamosina marary koa : ary satriko hiany mandry noho ny fanaintainan'ny andoha. [2.59]
Vocabulaire  10  Biologie
Dérivés 
11  Adverbes :
Mots composés 
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes  37  Proverbes contenant le mot lamosina

Anagrammes  38 

Mis à jour le 2025/01/21