Entrée (1/2) | 1 vozona |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 ny tenda eo amin' ny faritry ny hatoka, ny elanelan' ny soroka sy ny loha: Misy vailahy kely eo amin' ny vozony [1.1] |
Explications en anglais |
4 the neck [1.7] |
Explications en français |
5 cou, col, goulot [1.3] 6 le cou; le col [1.8] |
Exemples |
7 Be ny goaika, ka tsy fantatra izay lahy sy vavy, fa samy fotsy vozona avokoa izy rehetra [2.69] |
Vocabulaire |
8 Biologie |
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Holonyme |
|
Co-méronymes |
|
Proverbes | 36 Proverbes contenant le mot vozona |
Article |
37 Randzavola: vozona ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 38 vozona |
Partie du discours | 39 nom |
Explications en malgache |
40 enti-milaza fanerena hanaiky [1.1] |
Explications en français |
41 contrainte, violence [1.3] |
Anagrammes | 42 vozona, zavoño |
Mis à jour le 2024/10/30 |