|
|
|
|

Entrée (1/5)1  tratra
Partie du discours  2  adjectif
Explications en malgache  3  [1.1] Enti-milaza olona na zavatra mandeha eo aloha ka enjehin' ny hafa avy ato aoriana ary tonga eo aminy ilay io: Tratrako haingana teny an-dalana izy
Azo: Tratrako am-body omby ilay nangalatra ny birikiko
Tampohina, sovohina: Tratran' ny orana teny an-tsaha aho
Takatra: Mbola atsy tratran' ny saiko izany
Tonga: Tratrako an-tsasak' adiny amin' ny aotomobilina antsaha firaisana
Explications en anglais  4  [1.2, 1.7] overtaken
5  [1.7] caught
Explications en français  6  [1.8] attrapé, pris, atteint
Exemples  7  Indray andro, tratran' ny orana tany an-tsaha izy telo mianaka [2.472]
Morphologie 
8  Simple :
9  Impératif :
Dérivés 
10  Verbes actifs :
11  Verbes passifs :
12  Verbes relatifs :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  64  Proverbes contenant le mot tratra

Entrée (2/5)65  tratra
Partie du discours  66  nom
Explications en malgache  67  [1.1] Faritry ny vatana eo anelanelan' ny soroka roa, ny vozona ary ny kibo, misy ny havokavoka sy ny fo.
Explications en anglais  68  [1.2] the breast
69  [1.7] the chest
Explications en français  70  [1.3, 1.8] la poitrine
71  [1.3] le poitrail
Exemples  72  Taolana zara raha misy hoditra mifono sisa ny tratrany ary toa lamba manify mifetaka amin'ny tenany ny nonony [2.470]
Vocabulaire  73  Biologie
Morphologie 
74  Simple :
75  Simple :
Dérivés 
76  Verbes passifs :
Mots composés 
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes  108  Proverbes contenant le mot tratra

Entrée (3/5)109  tratra
Partie du discours  110  nom
Explications en malgache  111  [1.78] [Tambahoaka] refy

Entrée (4/5)112  tratra
Partie du discours  113  nom
Explications en malgache  114  [1.78] [Taisaka] fifanarahana

Entrée (5/5)115  tratra
Partie du discours  116  nom
Explications en français  117  [1.196] (dans son sens général, ce mot veut dire : atteint, attrapé, surpris). D'après Jully ce serait le nom d'un arbre de 10-12 m, à tronc garni d'épines depuis le bas jusqu'en haut. Bois blanc, tendre mais solide. C'est peut être un zanthoxylum (Rutaceae). [Betsimisaraka]
Vocabulaire  118  Botanique

Mis à jour le 2025/01/21