|
|
|
|

Entrée1  izaitratra
Mots élémentaires  2  izay, tratra
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4  [1.1] Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tomin' itỳ taona itỳ
Exemples  5  Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [2.471#]
Autres orthographes  6  izaytratra

Anagrammes  7 

Mis à jour le 2025/01/21