|
|
|
|

Entrée1  hatoka
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Ny ao ambadiky ny tenda na ny faravozona ao an-damosina, manasaraka ny loha sy ny soroka. [1.1]
Explications en anglais  4  the nape of the neck. [1.2, 1.7]
5  [1.7]
Explications en français  6  nuque [1.8]
Exemples  7  Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472]
Morphologie 
8  Simple :
9  Préfixée :
Dérivés 
10  Noms :
Mots composés 
Holonyme 
Co-méronymes 
Proverbes  22  Proverbes contenant le mot hatoka

Anagrammes  23  hatoka, hotaka, tohaka

Mis à jour le 2024/10/30