Entrée | 1 mihazakazaka tratran' ny miadana |
Mots élémentaires | 2 mihazakazaka, tratra, miadana |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 [1.1] enti-milaza ireo izay manao dia maika na mirotoroto manao zavatra nefa tratran' ireo izay mandeha moramora na maka milamina: tsy ny firotorotoana no ahavitan-javatra fa ny fanaovana am-pilaminana |
Mis à jour le 2024/12/07 |