|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miadana (adana)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Mandeha moramora, manao moramora izay atao; tsy mahavita lalan-davitra na asa betsaka na mahalaza teny betsaka amin' ny fotoana fohy: Miadana ny fandehan' ny sokatra ~ Miadam-piteny Rakoto [1.1]
4  Tsy manam-pahasahiranana, manana ny ilaina rehetra, sambatra: Miadana ny fianakavian-dRabe fa manam-be hovangoana izy ka tsy manahy na inona na inona [1.1]
Explications en anglais  5  To advance slowly, not to be in a hurry; to be in comfortable circumstances, having no anxiety or care; to be at peace; not to be hasty in forming judgements. [1.2]
6  To go slow; to be at peace; to have plenty [1.7]
Explications en français  7  Etre en paix, jouir de l'abondance, être prospère, aller posément, agir avec lenteur [1.3]
8  Aller lentement; jouir de la paix; être dans l'aisance [1.8]
Exemples  9  Indreny lahinjiro roa no manatona miadana dia miadana ny familiana amikiranay sy Patrice. [2.471]
10  Nikendry miaramila sy miadana tsara izy. [2.472]
11  Tsara ny fitafiany, toa miadana ihany ny reniny. [2.499]
Morphologie 
12  Présent :
13  Passé :
14  Futur :
15  Impératif :
Mots composés 
Toponymes 
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot miadana

Entrée (2/2)22  miana (adana)
Partie du discours  23  impératif du verbe actif miadana
Tableaux et planches  24  Tous les impératifs actifs

Anagrammes  25  manadia, miadana

Mis à jour le 2023/06/26