Entrée (1/2) | 1 milamina |
Radical | 2 lamina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Milahatra tsara: Mahafinaritra ny mijery izao boky milamina izao Mirindra, milanto, mandeha tsara: Hatramin' ny nahatongavan' io mpampiasa io, milamina tsara ny raharaha Voamboatra, voavitrana, voarindra: Efa milamina ny fihavananay Tsy mikorontana, voakarakara ka amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra: Milamina tsara ianareo izany ~ Izany ka tokantrano milamina Tsy misy zavatra manembantsembana, misosa tsara: Nilamina tsara ny dianay mandeha tsara, mizotra milamina, tsy misy vato manoha riana, tsy misy volo manoha randrana |
Explications en anglais |
5 [1.2] to be arranged, to be in order |
Explications en français |
6 [1.3] être arrangé, disposé en ordre, s’arranger; aller, agir à son aise: Milamina tsara ny raharahantsika izao (Notre affaire est maintenant bien arrangée, marche bien) ~ Efa milamina tsara ny fihavananay izao (Nos relations se sont bien arrangées, sont redevenues bien bonnes) ~ Nilamina tsara ny dianay (Nous avons marché bien à notre aise) |
Exemples |
7 Amin’ny fotoana milamina, ilaina ny fifanakalozan-kevitra. [4.27] 8 Daka milamina, tsy rototra, tsy misy fanontaniana intsony koa. [2.472] |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Synonymes | 14 mimpirina, milanto, mirindra, miravona, misononoka, misosa |
Entrée (2/2) | 15 milamìna |
Radical | 16 lamina |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif milamina [Liste complète] |
Explications en malgache |
18 [1.1] |
Explications en français |
19 [1.3] |
Anagrammes | 20 |
Mis à jour le 2025/01/21 |