|
|
|
|

Entrée1  milanto
Radical  2  lanto
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Milamina: Milanto erý ireto bokinao
Milahatra na voalahatra tsara ka tonga mahafinaritra ny maso na ny sofina, mirindra: Milanto erý ny fiteniny ka maha-te hihaino
Mifanaraka, mifankahazo: Milanto tsara ireto mpivady roa ireto
Explications en anglais  5  [1.2] arranged
6  [1.7] to be well arranged; to get along together
Explications en français  7  [1.8] être bien disposé; s'entendre
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :
Analogues  12  milahatra, milamina, mirindra

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21