Entrée (1/2) | 1 milahatra |
Radical | 2 lahatra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mijoro manaraka tsipika mahitsy: Milahatra tsiroaroa ny mpianatra |
Explications en anglais |
5 [1.7] to be in line, to stand in line |
Explications en français |
6 [1.8] être en rang, alignés |
Exemples |
7 Voatirin-tsoavaly dimy aman' enina no mitsipara-kazo milahatra ao anaty tranoheva amin' ny ilany avaratra. [2.470] 8 Ny faharoa milahatra amin' iny, fa avaratra kokoa, mirefy tokony ho 40 kilaometatra. [2.472] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 14 milahatra |
Partie du discours | 15 adjectif |
Explications en malgache |
16 [1.78] [Sihanaka]
mitovy, sahala |
Mis à jour le 2024/12/11 |